Momba ny asa:

Mitaiza ny ankizy ary manadio ny trano (light housekeeping)

Ny mpampiasa no hiantoka ny sara-piara-manidina (airfare), trano, sy ny

sakafo, ary ny karama (izay hifanarahana) 

Maharitra 2 taona farafaharatsiny no hiasana.

Ny mpampiasa dia malagasy fa ny ankizy sy ny reniny dia eo andalam-pianarana

ny teny malagasy.

 

Raha misarika anao ity fiantsoana ity dia alefaso ireto manaraka ireto:

1) Taratasy milaza ny mombanao
2) sary
3) adiresy, telefonina, fax, na email adiresy (tsara kokoa ny email raha
manana lalana)
4) daty naterahana
5) sekoly sy ny diploma
6) experience
>
---------------------------------
>Hanta Ralay and Marc
>Randrianarivelo
>4607 Briarclift Road
>Baltimore, MD 21229
>Phone: 410-947-3546
>Work phone: 410-554-8297
>E-mail: hantar@afroam.org